Tiako ho hay (Rootsikalo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hainao tsara izaho tsy dia be teny
Fa efa fantatrao loatra ny marina ato dozxqg am-poko
Efa eo tsy misy anao anie zah kiala, manina irery
Tamàna be ianao eo an-tratrako, indrindra rehefa eo ampofoiko
Ireo teny zay nahazatra fanaontsika tsy mba foiko
Ianao oa reveko dia lazainao foana npcnoje hoe: «izay indray ilay tenim-boto»
Tsy mba hiemotra intsony anie oa izaho mifandipatra ny lelako ny ao antsaiko ao misafotofoto
Raha mba tsapanao ny enatro rehefa ny masontsika roa no mifanojo

Tiako tononkira.serasera.org ho hay izay ao am-ponao
mba tiako ho ahy satria izaho adala aminao
Tiako geayey ho hay oa izay ao am-ponao
mba tiako ho ahy satria izaho adala aminao

Tiako ianao aza ho dradradradraiko
vehivavy toa anao no tena iriako hatramin'izay ianao no ilaiko
Raha misy fotoana very na tsy ampy na banga aleo fa hefaiko
Amin'izay fotoana izay ny anaranao foana no hirahiraiko, e!
Ekena fa mamy ny fitiavana anao izaho matoa mivembena
Ekena, ekena, ekena
Ka mbola tsy hainao fa ianao irery amiko no harena
Manandanja, tsy atakalo, fitiavako anao oa tena tsy hay fefena

Tiako ho hay izay ao am-ponao
mba tiako ho ahy satria izaho adala aminao
Tiako ho hay oa izay ao am-ponao
mba tiako ho ahy satria izaho adala aminao

Manana anao izaho, mpanefohefo
Raha harena sarobidy akoatra anao aloha izany tsy ilaiko
Ianao irery ihany no tompon'ny foko ianao no sefo
Raha ny fihetseam-poko dia ianao hatramin'izay no nahavita nibaiko
Hambarao ho ahy izay tinao fa omeko
Hafoiko anao hatramin'ny fofon'aiko
Efa hoe izay sitrakao rehetra ekeko
Ekeko, ekeko, ekeko

Tiako ho hay izay ao am-ponao
mba tiako ho ahy satria izaho adala aminao
Tiako ho hay oa izay ao am-ponao
mba tiako ho ahy satria izaho adala aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rootsikalo
Vangy : 16
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : 21566999
Daty : 02/09/2026 22:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292