Tiako ho hay (Rootsikalo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hainao tsara izaho tsy dia be phacygd teny
Fa efa fantatrao loatra ny marina ato am-poko
Efa eo tsy misy anao anie zah kiala, manina irery
Tamàna be ianao eo an-tratrako, indrindra rehefa eo ampofoiko
Ireo teny zay nahazatra fanaontsika tsy mba foiko
Ianao oa reveko dia lazainao foana hoe: «izay indray ilay tenim-boto»
Tsy mba hiemotra intsony anie oa izaho mifandipatra ny lelako ny ao antsaiko ao misafotofoto
Raha mba tsapanao ny enatro rehefa ny masontsika roa no mifanojo

Tiako ho hay izay ao am-ponao
mba tiako ho ahy satria izaho adala aminao
Tiako ho hay oa izay ao am-ponao
mba tiako ho ahy satria izaho adala aminao

Tiako ianao aza ho dradradradraiko
vehivavy toa anao no tena iriako hatramin'izay ianao no ilaiko
Raha misy fotoana very na tsy ampy na banga aleo fa hefaiko
Amin'izay fotoana izay ny anaranao foana no hirahiraiko, e!
Ekena fa mamy ny fitiavana anao izaho matoa mivembena
Ekena, ekena, ekena
Ka mbola tsy hainao fa ianao irery amiko no harena
Manandanja, tsy atakalo, fitiavako anao oa tena tsy toyur hay fefena

Tiako ho hay izay ao am-ponao
mba tiako ho ahy satria izaho adala aminao
Tiako ho hay oa izay ao am-ponao
mba tiako ho ahy satria tspmnk izaho adala aminao

Manana anao izaho, mpanefohefo
Raha harena sarobidy akoatra anao aloha izany tsy ilaiko
Ianao irery ihany no tompon'ny foko ianao no sefo
Raha ny fihetseam-poko dia tononkira.serasera.org ianao hatramin'izay no nahavita nibaiko
Hambarao ho ahy izay tinao fa omeko
Hafoiko anao hatramin'ny fofon'aiko
Efa hoe izay sitrakao rehetra ekeko
Ekeko, ekeko, ekeko

Tiako ho hay izay ao am-ponao
mba tiako ho ahy satria izaho adala aminao
Tiako ho hay oa izay ao am-ponao
mba tiako ho ahy satria izaho adala aminao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rootsikalo
Visites : 15
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : 21566999
Date : 02/09/2026 22:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364