Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fo sy fanahy (Rija Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org bfpw
Ny fo sy ny fanahiko
Maniry anao fatratra
Iankohoka sy hitsaoka
Anao hhdci tompo O Mpanjakako
Ianao mo no heriko
Misandrata ny fanahiko
Ny fo hsrtqf sy ny fanahiko
Maniry anao fatratra
Ianao mo no heriko
Misandrata ny fanahiko
Ny fo sy ny fanahiko
Maniry anao fatratra
Maniry anao fatratra
Maniry anao fatratra
Ny fo sy ny fanahiko
Maniry anao fatratra
Iankohoka sy hitsaoka
Anao hhdci tompo O Mpanjakako
Ianao mo no heriko
Misandrata ny fanahiko
Ny fo hsrtqf sy ny fanahiko
Maniry anao fatratra
Ianao mo no heriko
Misandrata ny fanahiko
Ny fo sy ny fanahiko
Maniry anao fatratra
Maniry anao fatratra
Maniry anao fatratra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RakotoVangy : 3277
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fanomezatoky
Daty : 20/10/2015 15:38
