Ianao no antony ivelomako (Rija Rakoto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny masoko, no ibanjina anao
Ny sofiko, no andrenesako ireo teninao
Ny oroko, fofon’aina avy aminao
Ny vavako, no iderako anao
Ny Tanako, no anandratako anao
Ny saiko no isaintsainako ny fahalebiazanao

Réf: Tompo O ianao no antony ivelomako
Tompo O ianao no nahatoy izao ahy
Noharinao aho hitovy endrika aminao

Ny masoko, no ibanjina anao
Ny sofiko, no andrenesako ireo teninao
Ny oroko, fofon’aina avy aminao
Ny vavako, no iderako anao
Ny Tanako, no anandratako anao
Ny saiko no isaintsainako ny fahalebiazanao

Réf: Tompo O ianao no antony ivelomako
Tompo O ianao no nahatoy izao ahy
Noharinao aho hitovy endrika aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Rakoto
Vangy : 6810
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fanomezatoky
Daty : 20/10/2015 15:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0825