Adala Anao (feat Joseph d'Af)) (Rija Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o! Malalako, mila anao 'zahoRaha vao mifoha maraina aho, matsiaro Anao
F'any Aminao ny eritreritro, fitiavako
Raha izao rehetra izao, tsisy atakaloko Anao
Adala Anao aho Jesosy o!
Tsy misy atakaloko Anao
F'any Aminao irery ihany, fitiavako
Adala Anao aho Jesosy o!
Tsy misy atakaloko Anao
F'any Aminao irery ihany, fitiavako
Malalako Ianao
Marary aho, Tompo o Ianao no antsoiko
Malaelo aho, Tompo o Ianao no tsaroako
Mijaly aho, Tompo o Ianao no tadiaviko
Indro faly aho, Tompo o Ianao no hozaraiko aloha
Mila Anao aho
Adala Anao aho Jesosy o!
Tsy misy atakaloko Anao
F'any Aminao irery ihany, fitiavako
Adala Anao aho Jesosy o!
Tsy misy atakaloko Anao
F'any Aminao irery ihany, fitiavako
Malalako Ianao
"Tompo o, malalako Ianao"
--------
Rohy:
Hevitra
rijahasinarakoto
(
29/11/2015 18:33)
Rija Rakoto feat Joseph d'af ho fanitsiana azafady tompoko.
ikalamako
(
01/12/2015 09:27)
Misaotra o, avy dia hahitsy.
nellarizy
(
04/04/2016 11:40)
Tiko be 😊
niniekely
(
09/08/2016 13:19)
merci
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RakotoVangy : 18302
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : htax
Daty : 17/11/2015 09:41