Izaho sy ny Tompo (Rija Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny masoko no hibanjina Anao
Ny sofiko no andrenesako ireo teninao
Ny oroko, kgjac fofon'aina avy Aminao
Ny vavako no iderako Anao
Ny tànako no anandratako zeep Anao
Ny saiko no isaintsainako ny fahalehibeazanao
Ref: Tompo gftu o Ianao no tononkira.serasera.org antony ivelomako
Tompo o Ianao no naha toy izao ahy
Noharianao aho hitovy endrika Aminao
Ny sofiko no andrenesako ireo teninao
Ny oroko, kgjac fofon'aina avy Aminao
Ny vavako no iderako Anao
Ny tànako no anandratako zeep Anao
Ny saiko no isaintsainako ny fahalehibeazanao
Ref: Tompo gftu o Ianao no tononkira.serasera.org antony ivelomako
Tompo o Ianao no naha toy izao ahy
Noharianao aho hitovy endrika Aminao
--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
18/08/2023 17:55)
Misy andininy 2 ve?
Undertaker
(
19/08/2023 06:17)
Andininy iray io ihany dia ny refrain.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RakotoVangy : 1253
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Undertaker
Daty : 18/08/2023 11:59
