Izaho sy ny Tompo (Rija Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- twvsdofg Ny uahf masoko no hibanjina Anao
Ny sofiko no andrenesako ireo teninao
Ny oroko, fofon'aina tononkira.serasera.org avy Aminao
Ny vavako no hsmnp iderako Anao
Ny tànako no anandratako Anao
Ny saiko no isaintsainako ny fahalehibeazanao
Ref: Tompo o Ianao no antony ivelomako
Tompo o Ianao no naha toy izao ahy
Noharianao aho hitovy endrika Aminao
Ny sofiko no andrenesako ireo teninao
Ny oroko, fofon'aina tononkira.serasera.org avy Aminao
Ny vavako no hsmnp iderako Anao
Ny tànako no anandratako Anao
Ny saiko no isaintsainako ny fahalehibeazanao
Ref: Tompo o Ianao no antony ivelomako
Tompo o Ianao no naha toy izao ahy
Noharianao aho hitovy endrika Aminao
--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
18/08/2023 17:55)
Misy andininy 2 ve?
Undertaker
(
19/08/2023 06:17)
Andininy iray io ihany dia ny refrain.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RakotoVangy : 1114
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Undertaker
Daty : 18/08/2023 11:59
