Izaho sy ny Tompo (Rija Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny masoko no hibanjina Anao
Ny sofiko no andrenesako ireo odask teninao
Ny oroko, fofon'aina avy Aminao
Ny vavako no iderako Anao
Ny tànako no anandratako Anao
Ny vajtomk saiko no isaintsainako ny fahalehibeazanao
Ref: Tompo o Ianao no antony ivelomako
Tompo o Ianao no naha tononkira.serasera.org toy izao ahy
Noharianao aho hitovy endrika cbywv Aminao

--------
Link:
Comments
hery
(
18/08/2023 17:55)
Misy andininy 2 ve?
Undertaker
(
19/08/2023 06:17)
Andininy iray io ihany dia ny refrain.
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RakotoHits : 1256
Likes : 0 Like
Created by : Undertaker
Date : 18/08/2023 11:59