Zaza maro maso (Rija Oelijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ela niainana aho , tsy nahafantatra zana-baratra
Natoky hatsaram-panahy ka tsy nanampo raha nanahirana

Natoky zaza, natoky mora fanahy eny aho ka hilamintsaina
Nataoko hitsikitsika handihizana izy, hay papango nipaoka akoho

Aha eka aro , nahevitsy be izy
Aha oo , Nampalahelo

Eny ka hanaraka an-dry zalahy velondrirana izy , ka lasany any
Nahita olon-kafa, akanga maramara any izy tononkira.serasera.org ro, ka navelany aho

Aha eka aro , zaza maromaso
Aha, ooo, Mampalahelo

Na tambitambinazy eny aho , diso nankatia anazy loatra e
Nahatsiaro sambatra eky aro, nananan' olona azo itokisana

Natoky zanaborona mahalala hody eny aho, ka nitaiza ho an'olo
Tsy mino godoe fa rsihb nampiavy, diso tiana loatra any ro, ka miasa uiujqo mamadiky e

Aha eka aro , le marina miky e
Aha, ooo, Mampalahelo

--------
Rohy:
Hevitra
Anamalao ( 27/01/2018 21:23)
Misaotra betsaka @ tononkira.
"Rika arô, nalemy tsy afehy izy" angamba no tena izy fa tsy "Aha eka aro , nahevitsy be izy".
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Oelijaona
Vangy : 9700
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 25/07/2016 18:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0901