Zaza maro maso (Rija Oelijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ela niainana aho , tsy nahafantatra zana-baratraNatoky hatsaram-panahy ka tsy nanampo raha nanahirana
Natoky zaza, natoky mora fanahy eny aho ka hilamintsaina
Nataoko hitsikitsika handihizana izy, hay papango nipaoka akoho
Aha eka aro , nahevitsy be izy
Aha oo , Nampalahelo
Eny ka hanaraka an-dry zalahy velondrirana izy , ka lasany any
Nahita olon-kafa, akanga maramara any izy ro, ka navelany aho
Aha eka aro , zaza maromaso
Aha, ooo, Mampalahelo
Na tambitambinazy eny aho , diso nankatia anazy loatra e
Nahatsiaro sambatra eky aro, nananan' olona azo itokisana
Natoky zanaborona mahalala hody eny aho, ka nitaiza ho an'olo
Tsy mino fa nampiavy, diso tiana loatra any ro, ka miasa mamadiky e
Aha eka aro , le marina miky e
Aha, ooo, Mampalahelo
--------
Lien:
Commentaires
Anamalao
(
27/01/2018 21:23)
Misaotra betsaka @ tononkira.
"Rika arô, nalemy tsy afehy izy" angamba no tena izy fa tsy "Aha eka aro , nahevitsy be izy".
"Rika arô, nalemy tsy afehy izy" angamba no tena izy fa tsy "Aha eka aro , nahevitsy be izy".
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija OelijaonaVisites : 8212
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tahiana.dafy2015
Date : 25/07/2016 18:02