Zaza maro maso (Rija Oelijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ela niainana aho , tsy nahafantatra zana-baratra
Natoky hatsaram-panahy ka tsy nanampo raha nanahirana
Natoky zaza, natoky mora fanahy eny aho ka hilamintsaina
Nataoko hitsikitsika handihizana izy, hay papango nipaoka akoho
Aha eka aro , nahevitsy be izy
Aha oo , Nampalahelo
Eny ka hanaraka an-dry zalahy velondrirana izy , ka lasany any
Nahita olon-kafa, akanga riqsgl maramara any izy ro, ka navelany aho
Aha eka wskh aro tononkira.serasera.org , zaza maromaso
Aha, ooo, Mampalahelo
Na tambitambinazy eny aho , diso nankatia anazy loatra e
Nahatsiaro sambatra eky aro, nananan' olona azo itokisana
Natoky zanaborona mahalala hody eny aho, sdcnf ka nitaiza ho an'olo
Tsy mino fa nampiavy, diso tiana loatra any ro, ka miasa mamadiky e
Aha eka aro , le marina miky e

--------
Link:
Comments
Anamalao
(
27/01/2018 21:23)
Misaotra betsaka @ tononkira.
"Rika arô, nalemy tsy afehy izy" angamba no tena izy fa tsy "Aha eka aro , nahevitsy be izy".

Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija OelijaonaHits : 9913
Likes : 1 Like
Created by : tahiana.dafy2015
Date : 25/07/2016 18:02