Ekeko (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Ekeko izao ny fitantananao e
Ekeko izao ny fanatrehanao e
Ekeko izao ny fitantananao e
ouu ouououu ouuouu
Fa n'inona miseho amin'ny fiainako
dia anome voninahitra ztkjg anao aho e!
Hisaotra tononkira.serasera.org anao hitsaoka anao ry Jesosiko
Satria ianao no Tompo efa Andriamanitro
Réf: Ekeko izao ny fitantananao e...
Ny wboc zavatra rehetra natao hahasoa
Ny zanak'Andriamanitra k'anisany aho
Na sarotra na mora no hatrehiko
Matoky aho fa hiaro izy hanafaka..
Réf:
Ekeko riogsflg izao ny fitantananao e...
Ekeko izao ny fitantananao e
Ekeko izao ny fanatrehanao e
Ekeko izao ny fitantananao e
ouu ouououu ouuouu
Fa n'inona miseho amin'ny fiainako
dia anome voninahitra ztkjg anao aho e!
Hisaotra tononkira.serasera.org anao hitsaoka anao ry Jesosiko
Satria ianao no Tompo efa Andriamanitro
Réf: Ekeko izao ny fitantananao e...
Ny wboc zavatra rehetra natao hahasoa
Ny zanak'Andriamanitra k'anisany aho
Na sarotra na mora no hatrehiko
Matoky aho fa hiaro izy hanafaka..
Réf:
Ekeko riogsflg izao ny fitantananao e...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Riampeon' Ny MaritioraVangy : 2197
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : keuvin4
Daty : 06/03/2016 19:04
