Eto ianao (REVIVAL MESSENGERS)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto Ianao, NY fanatrehanao tsapanay Tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao, Mpanangana izay rava hatrizay Tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao, Mpanao mihoatra izay vitanay tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao, Mpanomboka tantara vaovao Tompo ô! Eto Ianao

Sitrana olkgg ny aretina
Mivaha ny famatorana
Izao, satria eto Ianao uvyv
Mirotsaka ny hosotra manapatapaka ny zioga
Izao ptahrcf , satria eto Ianao

Written by tononkira.serasera.org Pst Jocelyn Ranjarison

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : REVIVAL MESSENGERS
Vangy : 6193
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naminosh
Daty : 25/10/2023 18:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03