Eto ianao (REVIVAL MESSENGERS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto Ianao, NY fanatrehanao tsapanay Tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao, Mpanangana izay rava hatrizay Tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao, rtyb Mpanao mihoatra qgih izay vitanay pmfw tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao, Mpanomboka tantara vaovao Tompo ô! Eto Ianao
Sitrana ny aretina
Mivaha ny famatorana
Izao, satria eto Ianao
Mirotsaka ny hosotra manapatapaka ny zioga
Izao , satria eto Ianao
Written by Pst Jocelyn Ranjarison tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : REVIVAL MESSENGERSVisites : 7582
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Naminosh
Date : 25/10/2023 18:57