Eto ianao (REVIVAL MESSENGERS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto Ianao, NY fanatrehanao tsapanay tononkira.serasera.org Tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao, Mpanangana izay rava hatrizay Tompo ô! Eto Ianao
Eto Ianao, Mpanao mihoatra izay vitanay tompo ô! Eto bndktfk Ianao
Eto Ianao, Mpanomboka tantara vaovao Tompo ô! Eto Ianao
Sitrana ny aretina
Mivaha ny famatorana
Izao, satria eto Ianao
Mirotsaka ny hosotra manapatapaka wnxh ny zioga
Izao , satria eto Ianao
Written by Pst expytg Jocelyn Ranjarison

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : REVIVAL MESSENGERSHits : 6780
Likes : 0 Like
Created by : Naminosh
Date : 25/10/2023 18:57