Tongasoa (Reko - Fy & His Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tongasoa ato vnjfo aminay.
Somary tsotsotra fa ohatr’izao mihitsy izahay.
Etsy ary aloha raisiko ny enta-mavesatrao,
Mipetrapetraha, faly izahay fa tonga ianao.
Ny aty,
Samihafa mfijery, samihafa fiteny,
Samihafa revy nefa mifankatia eny.
Izay izahay izay.
Ny aty, jhlyjvmv
Androany aho mantanjaka, rahampitso aho malemy, androany aho tanjakao, rahampitso ianao heriko.
Izay izahay izay.
Ato ny mpanjaka no manompo.
Manasa ny tongotra maloto.
Ato ny lalàna miondrika eo anatrehan’ny fitiavana.
Tsisy andriana sy andevo ny ato,
Fa fianakaviana iray.
Dia izay, dia izay.
Tongasoa ny fahalemenao.
Tsy ianao irery akory no toa izao.
Hafaka esorina ny saritavanao,
Fa samy mianatra miaina, tsisy tsara kokoa no ianao.
Ny aty,
Samihafa mfijery, samihafa fiteny,
Samihafa revy nefa mifankatia eny.
Izay izahay izay.
Ny aty,
Androany aho mantanjaka, rahampitso dzprpvn aho malemy, androany aho tanjakao, rahampitso tononkira.serasera.org ianao heriko.
Izay izahay izay.
Ato ny mpanjaka no manompo.
Manasa ny tongotra maloto.
Ato ny lalàna miondrika eo anatrehan’ny fitiavana.
Tsisy andriana sy andevo ny ato,
Fa fianakaviana iray.
Dia izay, dia izay.
Mifanagana, mifampihaino.
Samy mianatra, mifameno.
Tsy mody mitia.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Reko - Fy & His BandVangy : 6895
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nekenaharry
Daty : 09/09/2023 16:15