Maraina vaovao (Redona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antenao fa rnqmartb mbola hisy ny tononkira.serasera.org maraina vaovao
Hanonerana ny lasa izay nalaina taminao
Voa nafafy ny fahiny mendrika ny ho tsarovana
Manan-tsaina izay hitsiry ka tsy ho resim-pahalovana

Raha ririnina ny andro dia mihintsana ny ravina
Zary resy bizowx ny tontolo maizin-dalàna ho diavina
Nefa ao adnkzi ny lohan-taona izay handimby sy hisolo
Hampitrebona indray ireo voary niongom-bolo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Redona
Visites : 3132
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jass
Date : 18/02/2006 05:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304