Maraina vaovao (Redona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fnqalyri Antenao fa mbola hisy ny maraina ojma vaovao
Hanonerana ny vhmmf lasa izay nalaina taminao
Voa nafafy ny fahiny mendrika ny ho tsarovana
Manan-tsaina izay hitsiry ka tsy ho resim-pahalovana

Raha ririnina ny andro dia mihintsana ny ravina
Zary resy ny tontolo maizin-dalàna ho diavina
Nefa ao tononkira.serasera.org ny lohan-taona izay handimby sy hisolo
Hampitrebona indray ireo voary niongom-bolo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Redona
Hits : 3083
Likes : 0 Like
Created by : jass
Date : 18/02/2006 05:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332