Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY MARAINA VAOVAO (Redona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antenao fa mbola hisy ny maraina vaovao
Hanonerana ny lasa izay nalaina taminao
Voa nafafy ny fahiny mendrika ny ho tsarovana
Manan’aina izay hitsiry ka tsy ho resim-pahalovana ttmvtnub
Raha ririnina ny andro dia mihitsana ny ravina
Zary resy ny tontolo maizin-dalàna ho diavina
Nefa ao ny lohan-taona izay handimby sy hisolo
Hapitrebona indray ireo voary niongo-bolo
Raha midify ny masoandro ka mikitroka ny haizina
Dia ekeo am-pahendrena fa anjara tsy azo lavina
Hitoriana fahosana ny mandefa fitarainana
Fa mizàna tsy mandainga ny mitondra ny fiainana
Moa mgecz ny alokin’ny lasa nobanjininao maharitra?
Moa ny taratrin’ny ho avy tsy mbuqta mba hitanao mamaritra
tononkira.serasera.org Mahina aho satria nahoana? ndrao variana loatra ianao!
Ka ho dison’ny haizina ilay maraina vaovao!
Jashine (Redona) concept 2007

--------
Lien: