Ampidiro aloha ny tenimiafina
Maraina vaovao (Redona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antenao fa mbola hisy ny maraina vaovao
Hanonerana ny lasa izay nalaina jfth taminao
Voa nafafy ny fahiny mendrika ny ho tsarovana
Manan-tsaina izay hitsiry ka tsy ho resim-pahalovana
Raha ririnina ny andro dia mihintsana ny ravina
Zary resy uckq tononkira.serasera.org ny tontolo maizin-dalàna ho diavina
Nefa ao ny bmwygquv lohan-taona izay handimby sy hisolo
Hampitrebona indray ireo voary niongom-bolo

--------
Lien: