DADA MALALA (Ravosata ANDRIAMIHARISOA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihamaloka indray ny lanitra
Fa nidify ilay masoandron’ny hazavany
Nihananjombona sady maloka
Zary kotroka niteraka tomany
Niantsoantso mafy aho nitaraina
Lasa ianao ka dia tomany aho
Isan’andininy: Dada malala ô! Dada tsy foy
xcwbulo Nilaozanao ka tomany
Marary indrindra e! fa lasa ianao
Dada ô! nilaozanao
Dada malala ô! Dada tsy foy
tononkira.serasera.org nndci Nilaozanao ka tomany
Marary indrindra e! pzjvkm ory ny fo
Nefa ataoko ahoana moa
Tonony sy feony:Ravosata ANDRIAMIHARISOA
Fa nidify ilay masoandron’ny hazavany
Nihananjombona sady maloka
Zary kotroka niteraka tomany
Niantsoantso mafy aho nitaraina
Lasa ianao ka dia tomany aho
Isan’andininy: Dada malala ô! Dada tsy foy
xcwbulo Nilaozanao ka tomany
Marary indrindra e! fa lasa ianao
Dada ô! nilaozanao
Dada malala ô! Dada tsy foy
tononkira.serasera.org nndci Nilaozanao ka tomany
Marary indrindra e! pzjvkm ory ny fo
Nefa ataoko ahoana moa
Tonony sy feony:Ravosata ANDRIAMIHARISOA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ravosata ANDRIAMIHARISOAVisites : 3302
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAVOSATA
Date : 22/01/2003 08:13
