VOADY (Ravosata ANDRIAMIHARISOA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ho mafy izay manjo
Ka mila hampamoy fo
Dia tsy haharava ny fitia
Izay vita dina ho doria
Na ho fijaliana ohmlaay ny fiainako
Ho eo anilanao ry tiako
Dia izao no aoka tadidio
Fa tsy hiova ny fitiavako
odcdokp Ref:Na faly ianao na mitomany
Na eto koa na lavitra any
Fa na ory na mijaly
Dia tiako foana hatrany hatrany
Ka n’iza n’iza hanenjika
Isika maika tretrika
Ka na ny orana hifafy
tononkira.serasera.org mrmzmxro Vonona aho ny hiafy
Ka mila hampamoy fo
Dia tsy haharava ny fitia
Izay vita dina ho doria
Na ho fijaliana ohmlaay ny fiainako
Ho eo anilanao ry tiako
Dia izao no aoka tadidio
Fa tsy hiova ny fitiavako
odcdokp Ref:Na faly ianao na mitomany
Na eto koa na lavitra any
Fa na ory na mijaly
Dia tiako foana hatrany hatrany
Ka n’iza n’iza hanenjika
Isika maika tretrika
Ka na ny orana hifafy
tononkira.serasera.org mrmzmxro Vonona aho ny hiafy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ravosata ANDRIAMIHARISOAVangy : 3257
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/12/2002 10:06
