DADA MALALA (Ravosata ANDRIAMIHARISOA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihamaloka indray ny lanitra
Fa nidify ilay masoandron’ny hazavany
Nihananjombona sady maloka
Zary kotroka niteraka tomany
Niantsoantso mafy aho nitaraina
Lasa ianao ka dia tomany aho
rjyyp Isan’andininy: Dada malala ô! Dada tsy foy
Nilaozanao ka tomany
Marary indrindra e! fa lasa ianao
cmxg Dada ô! nilaozanao
Dada malala ô! Dada tsy foy
tononkira.serasera.org Nilaozanao ka tomany
Marary indrindra e! ory ny fo
Nefa ataoko ahoana moa
iejziaa Tonony sy feony:Ravosata ANDRIAMIHARISOA
Fa nidify ilay masoandron’ny hazavany
Nihananjombona sady maloka
Zary kotroka niteraka tomany
Niantsoantso mafy aho nitaraina
Lasa ianao ka dia tomany aho
rjyyp Isan’andininy: Dada malala ô! Dada tsy foy
Nilaozanao ka tomany
Marary indrindra e! fa lasa ianao
cmxg Dada ô! nilaozanao
Dada malala ô! Dada tsy foy
tononkira.serasera.org Nilaozanao ka tomany
Marary indrindra e! ory ny fo
Nefa ataoko ahoana moa
iejziaa Tonony sy feony:Ravosata ANDRIAMIHARISOA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ravosata ANDRIAMIHARISOAHits : 3341
Likes : 0 Like
Created by : RAVOSATA
Date : 22/01/2003 08:13
