DADA MALALA (Ravosata ANDRIAMIHARISOA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihamaloka indray ny lanitra
Fa nidify ilay masoandron’ny hazavany
Nihananjombona sady maloka
Zary kotroka niteraka tomany
Niantsoantso mafy aho nitaraina
Lasa ianao ka dia tomany aho
Isan’andininy: Dada malala ô! Dada tsy foy
Nilaozanao ka tomany
Marary indrindra e! fa lasa ianao
Dada ô! nilaozanao
Dada malala ô! Dada tsy foy
Nilaozanao ka tomany
tlpwq Marary indrindra e! ory ny fo
bvgmlni Nefa oiztox ataoko ahoana moa
tononkira.serasera.org Tonony sy feony:Ravosata ANDRIAMIHARISOA
Fa nidify ilay masoandron’ny hazavany
Nihananjombona sady maloka
Zary kotroka niteraka tomany
Niantsoantso mafy aho nitaraina
Lasa ianao ka dia tomany aho
Isan’andininy: Dada malala ô! Dada tsy foy
Nilaozanao ka tomany
Marary indrindra e! fa lasa ianao
Dada ô! nilaozanao
Dada malala ô! Dada tsy foy
Nilaozanao ka tomany
tlpwq Marary indrindra e! ory ny fo
bvgmlni Nefa oiztox ataoko ahoana moa
tononkira.serasera.org Tonony sy feony:Ravosata ANDRIAMIHARISOA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ravosata ANDRIAMIHARISOAHits : 3343
Likes : 0 Like
Created by : RAVOSATA
Date : 22/01/2003 08:13
