Sanjila (raouto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sanjilanao hoa zaho, sanjilanao hoa zaho vadiko oh
Fa na ratsy izy na tsara dia nibata ny amboara fa nahavita nanakatona ny foko ry anjeliko eih (x2)
Ref: (x2)
Sanjilanao hoa zaho
Sanjilanao hoa zaho
Vadiko oh
Nandalo ny olana ny niatrika sedra maro
Nefa tsy nahasakana antsika roa tsy hifangaro
Fiarahana nampitsangana fahavalo
Vao may be ny mpanenjika fa tsy mba nisy niaro
Toa lasa psieeng nitsoaka toa lasa nihoatra ilay Love
Toa lasa natsiro toa mba nihanafana mppwji ilay Love
Toa lasa niredareda be
Ref: (x2)
...
Tiako ianao (x6) matoa izaho mbola
Mila anao (x6) ra viavy eh, aza ltazql tononkira.serasera.org adino eih
Tiako ianao (x6) matoa izaho mbola
Mila anao (x6)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : raoutoVangy : 4208
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 04/09/2023 22:29