Sanjila (raouto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sanjilanao hoa zaho, sanjilanao hoa zaho vadiko oh

Fa na ratsy izy na tsara dia nibata ny amboara fa nahavita nanakatona ny foko ry anjeliko eih (x2)

Ref: (x2)
Sanjilanao hoa zaho
Sanjilanao hoa zaho
Vadiko oh

Nandalo ny olana ny niatrika sedra maro
Nefa tsy nahasakana antsika roa tsy hifangaro
Fiarahana nampitsangana fahavalo
Vao may be ny mpanenjika fa tsy mba nisy niaro
Toa lasa nitsoaka toa lasa nihoatra ilay Love
Toa lasa natsiro toa mba nihanafana ilay Love
Toa lasa niredareda be

Ref: (x2)
...

Tiako ianao (x6) matoa izaho mbola
Mila anao (x6) ra viavy eh, aza adino eih
Tiako ianao (x6) matoa izaho mbola
Mila anao (x6)

Fa na ratsy izy na tsara dia nibata ny amboara fa nahavita nanakatona ny foko ry anjeliko eih (x2)

Ref: (x2)
...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : raouto
Visites : 1278
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Anaf Andriam
Date : 04/09/2023 22:29
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0119