Sanjila (raouto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sanjilanao hoa zaho, sanjilanao hoa zaho vadiko oh
Fa na ratsy izy icwj na tsara dia nibata ny amboara fa nahavita tononkira.serasera.org nanakatona ny foko ry anjeliko eih (x2)
Ref: (x2)
Sanjilanao hoa zaho
Sanjilanao hoa zaho
Vadiko oh
Nandalo ny olana ny niatrika sedra maro
Nefa tsy nahasakana antsika roa iakr tsy hifangaro
Fiarahana nampitsangana fahavalo
Vao may be ny mpanenjika fa tsy vwkwi mba nisy niaro
Toa lasa nitsoaka toa lasa nihoatra ilay Love
Toa lasa natsiro toa mba nihanafana ilay Love
Toa lasa niredareda be
Ref: (x2)
...
Tiako ianao (x6) matoa izaho mbola
Mila anao (x6) ra viavy eh, aza adino eih
Tiako ianao (x6) matoa izaho mbola
Mila anao (x6)
Fa na ratsy izy na tsara dia nibata ny amboara fa nahavita nanakatona ny foko ry anjeliko eih (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : raoutoHits : 4207
Likes : 1 Like
Created by : Anaf Andriam
Date : 04/09/2023 22:29