Mpihatsaravelatsihy (RAMORA FAVORI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
niditra hopitaly qrfqn izy,tsy nojerena
efa maty,vao hitondrana lambamena
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
niditra hopitaly izy,tsisy iray nakany
efa eyrhh maty vao,mody mitomany
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
velona izy ,tsy notolotolorana
efa maty vao, mody torona
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ioscnme ôô
nôna izy, tsy nomena ranovola
efa maty vao, arahana vola
inona intsony no hovidiny aminin'iny ôô
narary izy,tsy norarahina
efa maty vao,hitondrana famangina
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
nangataka izy, mo mba nahazo
efa maty vao hitondrana vonikazo
zany ve ? tsy efa tononkira.serasera.org fandatsana ôô
narary izy,tsy nivakina loha
efa maty vao, mody manamanjo
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
nividy fanafody izy,tsy nanao plusy
rehefa handevina,mahita fréanbusy
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
efa maty,vao hitondrana lambamena
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
niditra hopitaly izy,tsisy iray nakany
efa eyrhh maty vao,mody mitomany
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
velona izy ,tsy notolotolorana
efa maty vao, mody torona
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ioscnme ôô
nôna izy, tsy nomena ranovola
efa maty vao, arahana vola
inona intsony no hovidiny aminin'iny ôô
narary izy,tsy norarahina
efa maty vao,hitondrana famangina
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
nangataka izy, mo mba nahazo
efa maty vao hitondrana vonikazo
zany ve ? tsy efa tononkira.serasera.org fandatsana ôô
narary izy,tsy nivakina loha
efa maty vao, mody manamanjo
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
nividy fanafody izy,tsy nanao plusy
rehefa handevina,mahita fréanbusy
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RAMORA FAVORIVangy : 6146
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Shcwarzeneric
Daty : 19/04/2016 22:53
