Demi Tour dia Vita (RAMORA FAVORI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ty misy fanambarana
Mitangorona ny ray tanàna
Tonga amin’izay i Heritiana
Hirotsaka ho fidiana

Hoavy @zay i Heritiana
Hirotsaka ho fidiana
Misy fanampiana avy any am-pita
Demi tour dia vita
Jereo ny lohany sola
Mirangirangy ny mpamatsy vola
Ny Sinoa sy ny vazah
Efa manaiky anah
Fa zah no tena grà
Raha atao prezidà
Ny ahy ny propagandy
Tena tsy misangy
Vola tsy lanilaniana
Jereo ny moccasin noboriana
Hafa mihintsy ilay fanamiana
Arahana an’ilay costard
Nandany amina milliard
Madagasikara
Ataoko manoratra tsara!

Ref: (2 fois)
Demi tour dia vita (x2)
Ramora ihany ny anay, fa izy no tena milay

Na vao hirotsaka na efa ngeza
Ahiliko raha miady seza
Reto avy ny candidats:
TIM, MAPAR, HVM, AREMA
Miampy ny indépandà
Tsisy mazaka anah
Na mpitaiza gasy na mpitondra fivavahana na mpaminay
Alahatra amiko tsy lany!
KMT… Poulet!
Raha kandidà tsy ampy vovok’aina
Rah zah zany tsy ahaizany miaina
Andaniako paké
Tonga dia any ambany pné
REF (2fois)
Fa inona ny antoko pôlitika an-dramora e ?
4M , tsy 4 amis fa M efatra
Mora Mampanakarena Madagasikara Mandroso
Mandihiza kely raprezy Sa nareo tsy alezy (x2)
Io le skouss-na kandidà (x2)
Demi tour dia vita (x2)
Le kilalaka bureau de vote (x2)
Asondrosondroty ny kilôty (x2)
Directeur de campagne (x2)
Asivo tsapika sô de oainina (x2)
Ny artista hanafana (x2)
Asivo fandihana ganagana (x2)
Raha tsy te ihinanan’anana, Ramora ihany tohanana (x2)

Famelabelaran-kevitsa
Tetik’asan’ny filoham-pirenena:
Ampiasaintsika ny vidin’ny andramena
Sôsialim-bahoaka tsy maintsy jerena
Vidin’ny vary tsy maintsy ahena
Lôka faran’ny tsy afaka taovan-kena
Zay tsy an’asa omena
Hatramin’ny mpivarotra eny an-tsena
Tsy banky ny mason-karena
Zay mahay mahay manangona manakarena
Zah ihany jerena
Raha tsy te ihinanan’anana, Ramora ihany tohanana (x2)
Fa inona ny probleme anareo?
Jironay tapaka fôna
Raha resaka JIRAMA
Ataoko ny ramboursemà
Raha resaka delestazy
Zah mrégler anazy
Tsisy probleme tsony?
Lafo be ny fré an’tony!
Raha resaka taxibe
Angezaiko ny arabe
Dia midina hoazy ny fré
Hatramin’ny depart aotra
Raha zah no lany tsy maintsy mivoatra
Raha tay hilay ny fiainan’se
Aty amiko mandeh
Hatramin’ny trano sachet
Tapitra mahazo télé
Farany tsisy valera, Télé sy lectéra
Alefa amin’ny panô solaire !
REF
Demi tour dia vita (x2)
Ramora ihany ny anay, fa izy no tena milay
Demi tour dia vita (x2)
Raha i Ramora no lany
Dia hiverina @gasy ny tany, sa tsy zany ?

Merci Jack THIERRY @le mélodie
Alefaso le propagandy ikaraman’ny bandy (x4)

REF (fois 2)
Demi tour dia vita (x2)
Ramora ihany ny anay, fa izy no tena milay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RAMORA FAVORI
Vangy : 3015
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tefipopman
Daty : 01/08/2018 13:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719