Mpihatsaravelatsihy (RAMORA FAVORI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
niditra hopitaly izy,tsy nojerena
efa maty,vao hitondrana lambamena
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
niditra hopitaly izy,tsisy iray nakany
efa maty vao,mody mitomany
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
velona izy ,tsy notolotolorana
efa maty vao, mody torona
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
nôna izy, tsy nomena ranovola
efa maty vao, arahana vola
inona intsony no hovidiny aminin'iny ôô
narary izy,tsy norarahina
efa maty kvkl vao,hitondrana famangina
aiza indray ry andsvdb mpihatsaravelantsihy ôô
nangataka izy, mo kcjrgn mba nahazo
efa maty vao hitondrana vonikazo
zany ve ? tsy efa fandatsana ôô
narary izy,tsy nivakina loha
efa maty vao, mody manamanjo
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
nividy fanafody izy,tsy nanao plusy
rehefa handevina,mahita fréanbusy
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy tononkira.serasera.org ôô
efa maty,vao hitondrana lambamena
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
niditra hopitaly izy,tsisy iray nakany
efa maty vao,mody mitomany
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
velona izy ,tsy notolotolorana
efa maty vao, mody torona
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
nôna izy, tsy nomena ranovola
efa maty vao, arahana vola
inona intsony no hovidiny aminin'iny ôô
narary izy,tsy norarahina
efa maty kvkl vao,hitondrana famangina
aiza indray ry andsvdb mpihatsaravelantsihy ôô
nangataka izy, mo kcjrgn mba nahazo
efa maty vao hitondrana vonikazo
zany ve ? tsy efa fandatsana ôô
narary izy,tsy nivakina loha
efa maty vao, mody manamanjo
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy ôô
nividy fanafody izy,tsy nanao plusy
rehefa handevina,mahita fréanbusy
aiza indray ry mpihatsaravelantsihy tononkira.serasera.org ôô
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RAMORA FAVORIHits : 6045
Likes : 1 Like
Created by : Shcwarzeneric
Date : 19/04/2016 22:53
