Vorondolo (RAMORA FAVORI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleoko mivarotra CD mandende
Toizay manao cabaret
Mivarotra CD ah mahalafo aman'alina
Tsy vorondolo ah ka hihira amin'ny alina

Raha analazy amna
Amin'ny atandro ny contrat
'zay nga fara fahoriana
Vola no andaozanay fandriana
Tena kozy marina 'zany
Vidi-na CD ary tsy lany

Raha mpihira 'mlay
Matoria otr'nay
Koz na zay fa miteny
Torimaso no hitovizana amin'ny mpanakarena

Ramora favori
Tsy mila ampifilafilai-na mpandihy
Hafa raha samy artista
Tsy manambitamby cherista
Rehefa tsy hanao tena
Tonga dia mitenena
Amin'ny roa ny fepetra
Amin'ny telo hono 'lah vao tonga
'ze musicien manao ny tsy mety
Tonga ialahy dia ampombo
Rehefa tsy hanao 'lah mijanona
'Zay nga raha tsy mihira tsy minankanina

'Aiza ry mpihira malaza ah
Andeha hanao vorondolo?
Andeha hampandihy makorelina any anaty boaty?

Ramora matoky valera
Tsy mijapy prodiktera
Izy ihany no mivarotra nenazy
Sady fialamboly io no fanalana azy
Tsy io 'kory no antom-pivelomana
Hoe 'refa tsy mihira dia tsy homana
Ramora tsy mety noana
Na mihira na tsy mihira homana foana

Aleoko mivarotra CD mandende
Toizay manao cabaret
Mivarotra CD ah mahalafo aman'alina
Tsy vorondolo ah ka hihira amin'ny alina

Raha analazy amna
Amin'ny atandro ny contrat
'zay nga fara fahoriana
Vola no andaozanay fandriana
Tena kozy marina 'zany
Vidi-na CD ary tsy lany

Raha mpihira 'mlay
Matoria otr'nay
Koz na zay fa miteny
Torimaso no hitovizana amin'ny mpanakarena

- Fa 'Mora tsy ve tsy mety raha tsy manakihana olona foana rehefa mihira eh?
- Izy no nanao anah voaloha
'Zah tsy azon'iza n'iza ambaniana
Na bassiste na clavier, mijanona vao mampimeh
Na soliste na batera, mijanona vao tsy manaja lera
'Sady 'zay koa tsy artista mijaly
Amin'ny alina vao hitady kaly

Aza mifanambany
'Zay koa 'zany
Tsy za akory no ratsy loha
Fa reo no nanao anah voaloha
Mitondra fanabokàna dia itondràna fanabokàna
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RAMORA FAVORI
Vangy : 880
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaraza
Daty : 07/07/2021 19:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722