Valo sasany (Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifoha maraina ny ekipa rehetra androany
Manenjika ny lamasina manainga amin’ny enina
Ny tara train re ka tena vinany, ispxjf tsy azo afenina
Ny lalan-kodiavina anie dia lavitra ihany
Mikarataka hitady fiara izany no tetika
Mba tsy xucaekl hitonatonana manahaka sambo milentika
Tsy diso fotoana, anio hariva, tongava amin’ny valo sasany
N’aiza n’aiza, na ahoana na ahoana, tsy fanao mampiandry ny sasany

N’aiza n’aiza an an an an
Mitendry gitara, mihira, mamelona anay
Fiheveranareo amin’izany dia asan’adala
Kanefa ho anay dia vhalxkfi mitondra hafaliana tsy manan-tsahala

Mba tsy hitonatonana manahaka sambo milentika
Tsy diso fotoana, anio tononkira.serasera.org hariva, tongava amin’ny valo sasany

--------
Rohy: