Neniben'ny Kamboty (Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola velona ato an-tsaiko ny fahatsiarovako anao hatrizao
Miala sasatra, maka rivotra ivelam-baravarana ao
Sivifolo taona moa ianao, ary mbola mahatsiaro
Ireo fahoriana nozakanao nandritra ny andro maromaro
Miandro tehana milonjehitra vao maraina
Miadam-pandeha indraindray maka aina
Ianao Neniben'ny kamboty (x2)
Neniben'ny kamboty
Nanangan-jaza maro an'isa moa ianao
Tsy nisy na dia iray aza nitantana ny dianao
Lasa nody ilay masoandro zatra tononkira.serasera.org nitsidika ny efitranonao
Tsy mirehitra intsony ny labozia eo xblha andoham-pandrianao
Nangina dia nangina ny tanàna, nony efa lasa ianao
Ianao Neniben'ny kamboty iiwojm ...
Rakoto - Album : nuytj Buskers - 2010

--------
Rohy: