Firy rizareo (Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Firy tgtleco rizareo no hankamamy azy
Firy rizareo no miara-dia
Firy rizareo any, ndbsouc ny revy mantsy letsy tsy dia miara-tonga
Ho anareo izay ngnu miandry ny mozika anatin’ny maizina
Na aiza n’aiza dia mety misy indro kely tsy dia ampoizina
Izay mantsy no anaovanay aminareo andraso andraso
Kanefa siora ange ry bandy raha maika roak’alika no azo
Firy rizareo no hankamamy azy
Firy rizareo no miara-dia
Firy rizareo any, ny revy mantsy letsy tsy dia miara-tonga
Ka na raha kikina ara ataontsika jiaby jiaby
Kanefa mila koa ny hafa tononkira.serasera.org raha mafy dia mafy ny ady

--------
Lien:
Commentaires
ikalamako
(
26/02/2015 11:37)
izay mba afaka manitsy azy ity anie dia isaorana betsaka e
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RakotoVisites : 2327
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/02/2015 11:37