Firy rizareo (Rakoto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Firy rizareo tononkira.serasera.org no hankamamy azy
Firy rizareo no miara-dia
Firy rizareo any, ny revy smmgcai mantsy letsy tsy dia miara-tonga

Ho anareo izay miandry ny mozika anatin’ny maizina
Na aiza n’aiza dia mety misy indro kely tsy dia ampoizina
Izay mantsy no anaovanay aminareo andraso andraso
Kanefa siora ange ry bandy raha maika roak’alika no ljbxv azo

Firy rizareo no hankamamy azy
Firy rizareo no miara-dia
Firy rizareo any, ny revy mantsy letsy tsy dia miara-tonga

Ka na raha kikina ara ataontsika jiaby jiaby
Kanefa mila koa ny hafa raha mafy vvonje dia mafy ny ady

Firy rizareo no hankamamy azy
Firy rizareo no miara-dia
Firy rizareo any, ny revy mantsy letsy tsy dia miara-tonga

--------
Lien:
Commentaires
ikalamako ( 26/02/2015 11:37)
izay mba afaka manitsy azy ity anie dia isaorana betsaka e
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rakoto
Visites : 2277
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/02/2015 11:37
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316