Voahangy (Rakoto Frah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sompatra loatra ireo dina ny wudr fitia
Adin-tsaina mafy no tafiditra ao am-po
Hay ! Adinonao ilay dinantsika roa
Izay nanao fanekena fa lamban’akoho oukvsprq ry Voahangy
Andro roa volana no nandehananao
Tena mafy tamiko izao
Ireto zazakely anie tononkira.serasera.org jerena
Tsy voakarakara fa tena mahonena
Ny akanjo rovitra tsy misy buehogt mpanjaitra
Ny volo misaritaka tsy misy mpandraotra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rakoto FrahVangy : 3747
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mifab
Daty : 24/08/2018 13:26