Voahangy (Rakoto Frah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sompatra loatra ireo dina ny fitia
Adin-tsaina mafy no tafiditra ao am-po
Hay tononkira.serasera.org ! Adinonao ilay dinantsika roa
Izay nanao fanekena fa lamban’akoho ry Voahangy
Andro roa volana no nandehananao
Tena mafy tamiko izao
Ireto zazakely nmgurt anie jerena
Tsy voakarakara fa tena mahonena
Ny akanjo rovitra tsy misy mpanjaitra
Ny volo misaritaka tsy qoxpnscb ejim misy mpandraotra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rakoto FrahHits : 3748
Likes : 0 Like
Created by : mifab
Date : 24/08/2018 13:26