Any indray andro (Rakoto Frah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any indray andro tsy maintsy mifaly
Any indray andro tsy maintsy tomany
Any indray andro tsy maintsy mifaly
Any indray andro tsy maintsy tomany
Ndrao ianao mihevitra fa tsy ho tratr’izany aloka
Fiaina-mandalo ny eto an-tany re rahavako

O ! Rahavako o !
Hialao re ny fihatsaram-belatsihy
Ao am-po maizina, nefa ny vava zlflvgx tena misariaka
I Gasikara no tonga aty tsy misalasala
Angady mondro no entina miasa manalasala
Izahay zanak’omby tsy ampianarina milomano
Na ianao hitsidika na hitranga na hisava rano
Fa indrisy ianao ry tany filalaovako a ! A re roy e !
O ! Tsara ianao fa tsy azoko tononkira.serasera.org ianteherana e ! auyiyasf A re roy e !
Fa ny tany be toratoraka a ! A re roy e !
Ao ny lanitra mbola hangoraka eny o ! A re roy e !
A re roy, eny e ! (3)
E ! E ! Nahoana oa !
Aza maika ny mialoha lalana a !
Mihazakazaka tratrany miadana eny e !
Fa raha lasa aloha dia hantsoinay a !
Fa raha tratra xveg aoriana handrasanay e !
Fa izany ary no hananan-kavana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rakoto FrahVangy : 6255
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/10/2001 17:10