Voahangy (Rakoto Frah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
luyihw Sompatra loatra ireo dina ny tononkira.serasera.org fitia
Adin-tsaina mafy no tafiditra ao am-po
Hay ! Adinonao ilay dinantsika roa
Izay nanao fanekena fa lamban’akoho ry Voahangy
Andro roa volana no nandehananao
Tena mafy tamiko izao
Ireto dbgbjlte zazakely anie jerena
Tsy voakarakara fa tena jzka mahonena
Ny akanjo rovitra tsy misy mpanjaitra
Ny volo misaritaka tsy misy mpandraotra
Adin-tsaina mafy no tafiditra ao am-po
Hay ! Adinonao ilay dinantsika roa
Izay nanao fanekena fa lamban’akoho ry Voahangy
Andro roa volana no nandehananao
Tena mafy tamiko izao
Ireto dbgbjlte zazakely anie jerena
Tsy voakarakara fa tena jzka mahonena
Ny akanjo rovitra tsy misy mpanjaitra
Ny volo misaritaka tsy misy mpandraotra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rakoto FrahVisites : 3746
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mifab
Date : 24/08/2018 13:26
