Dia eo Ianao (Rakitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Na misy fitsapàna indraindray
Dia manaiky lvdiugx aho ny hitondranao ahy
F'ianao no Tompoko sy hery ho ahy
N'aiza n'aiza misy ahy,dia eo lanao
2-Matoa aho mbola toy izao
Dia teo foana lanao tsy mba nandao
Tsy mba narianao na fyizhj dia mpanota
N'aiza tononkira.serasera.org n'aiza misy ahy,dia eo lanao
Ref: iajxo Izay rehetra vavakay nohenoinao
Izay rehetra mety aminay dia fantatrao
Midera anao Jeso,eny misaotra Anao
Raha mbola velona aho,hanandratra Anao
3-Na mora na sarotra koa
Ny lalana nombàna dia lanao teo anilako teo
Ny famindram-ponao no nitahy ahy
N'aiza mbola hisy ahy, dia ho eo lanao
Dia manaiky lvdiugx aho ny hitondranao ahy
F'ianao no Tompoko sy hery ho ahy
N'aiza n'aiza misy ahy,dia eo lanao
2-Matoa aho mbola toy izao
Dia teo foana lanao tsy mba nandao
Tsy mba narianao na fyizhj dia mpanota
N'aiza tononkira.serasera.org n'aiza misy ahy,dia eo lanao
Ref: iajxo Izay rehetra vavakay nohenoinao
Izay rehetra mety aminay dia fantatrao
Midera anao Jeso,eny misaotra Anao
Raha mbola velona aho,hanandratra Anao
3-Na mora na sarotra koa
Ny lalana nombàna dia lanao teo anilako teo
Ny famindram-ponao no nitahy ahy
N'aiza mbola hisy ahy, dia ho eo lanao
--------
Rohy:
