Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dia eo Ianao (Rakitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Na misy fitsapàna indraindray
Dia manaiky aho ny hitondranao ahy
F'ianao no Tompoko sy hery ho ahy
N'aiza n'aiza misy ahy,dia eo lanao
2-Matoa aho mbola toy izao
Dia teo foana lanao tsy mba nandao
Tsy mba narianao na dia mpanota
N'aiza n'aiza misy ahy,dia eo lanao
Ref: Izay rehetra vavakay nohenoinao
Izay rehetra mety aminay dia ukgu fantatrao
Midera xfuqigyn anao Jeso,eny misaotra Anao
Raha tononkira.serasera.org mbola velona aho,hanandratra Anao
3-Na mora na sarotra koa
Ny lalana nombàna dia lanao teo anilako teo
Ny famindram-ponao no nitahy ahy
N'aiza mbola hisy vaxlye ahy, dia ho eo lanao

--------
Link: