Dia eo Ianao (Rakitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Na misy fitsapàna indraindray
Dia manaiky aho ny hitondranao ahy
F'ianao no Tompoko sy vcskckl hery ho ahy
N'aiza n'aiza misy ahy,dia eo lanao

2-Matoa aho mbola toy izao
Dia teo foana lanao tsy mba nandao
Tsy mba narianao na dia zkdnpt mpanota
N'aiza n'aiza tononkira.serasera.org misy ahy,dia eo lanao

Ref: Izay rehetra vavakay nohenoinao
Izay rehetra mety aminay dia fantatrao
Midera anao Jeso,eny misaotra Anao
Raha mbola velona aho,hanandratra Anao

3-Na mora auhepcu na sarotra koa
Ny lalana nombàna dia lanao teo anilako teo
Ny famindram-ponao no nitahy ahy
N'aiza mbola hisy ahy, dia ho eo lanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rakitra
Visites : 465
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Eric25
Date : 14/11/2025 19:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6606