lanin'ny requin (Rah-Ckiky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
iza ary io vehivavy mipetraka eo ambony torapasika io?
iza ary io, tononkira.serasera.org fa hitako efa reraka sy cnhvnc mivaha lohalika io?
inona ary iczanmug io valio aho, io rà miforetaka amin'ny ziponao io?
inona ary valio hoa izaho, ity rà mitete tsy mijanona mandeha
Fa inona mihintsy ary no nataonao teny amin'ny laplazy eny?
nefa io ranomasina io dia diso fantatrao fa masiaka bibin'azy
Sa lanin'ny requin ve ny fe
dia mitate rà be
inona ary no ataoko e, izaho tsy sahy manainga ny ziponao
nefa toa mampiahiahy hoe inona marina no nahatonga izao rà be izao
ianao mangata-maso aminahy, miandrandra fa hamono tena
ianao ihany koa mahafatifaty be ka tara aminao mihintsy mihintsy aho e
Sa zkoqmtp lanin'ny requin ve ny fe
dia mitate rà be
Voadidin'ny requin ve ny fe

--------
Lien: