lanin'ny requin (Rah-Ckiky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
iza ary io vehivavy mipetraka eo ambony torapasika io?
iza ary io, fa hitako efa reraka sy mivaha lohalika io?
inona ary io valio aho, io rà miforetaka amin'ny ziponao io?
inona ary valio hoa izaho, ity rà mitete tsy mijanona mandeha
Fa inona mihintsy ary no nataonao teny amin'ny laplazy eny?
nefa io ranomasina io dia diso fantatrao fa masiaka bibin'azy

Sa lanin'ny requin ve ny fe
dia mitate rà be

inona ary no ataoko e, izaho tsy sahy manainga ny ziponao
nefa toa mampiahiahy hoe inona marina no nahatonga izao rà be izao
ianao mangata-maso aminahy, miandrandra fa hamono tena
ianao ihany koa mahafatifaty be ka tara aminao mihintsy mihintsy aho e

Sa lanin'ny requin ve ny fe
dia mitate rà be
Voadidin'ny requin ve ny fe
dia mitate rà be
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rah-Ckiky
Hits : 3862
Likes : 0 Like
Created by : blahblah
Date : 28/04/2010 21:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0827