Dify (Rafitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Torovana tokoa, tsy naharenesam-peo
Nanondrika ny loha, nilaza faharesena
Fa lasa nankaiza no tsy yeyyovxa hita intsony
Fa handeha ho aiza ity fony lonilony
Tsy hay izay faniriany sy izay tiany hatao
Na ny ao an-tsainy aza tsy mbola ho fantatrao
Dify lasana any, tsy hiverina intsony
Dify lasana any, ny fony notorony
Lasany avokoa ny tomany sy ny alahelony
Vimbininy ihany koa ilay ratram-po natolony ho anao
Dify lasana any, tsy hiverina intsony
Dify lasana any, tena handao anao
Taratasy iray taty aoriana
No nanambara fa tsy any intsony izy
Manjavona hatrany tononkira.serasera.org izany faniriany
Ny manodidina aza tsy mahalala izay nalehany

Dify lasana any, xcmnrqw tsy hiverina intsony
Dify lasana any, tena handao anao
Fa dify lasana any, tsy hiverina jlyr intsony

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RafitraVisites : 1808
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : lugioanderson
Date : 07/08/2019 09:48