Aza Miahiahy (Pit Léo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifonako aminao
'Reo ditra vitako o!
Fa tena gfdnzxfa tsy mendrika nao 'zany,
Nandaingalainga dia nanitsakitsaka o!
Ovaiko ireny manomboka androany.
Fa ianao dia mahazo mahatoky,
Tena vonona ny hanaja anao aho
Mandrapiovan'ny voloko ho fotsy
Mbola hitapy amin'ny hatsaranao aho.
Esory ny ahiahy,
Ayayeee!!!
Efa babonao fo sy fanahy e!
Aza miahiahy e!
Ayayeee!!
Tsy ho zaraiko an'iza n'iza
Fa anao irery ihany.
F'ianao aza miahiahy,
Ayayeee!
Efa babonao fo sy fanahy e!
Aza pobafqrz miahiahy e!
Ayayeee!!
Tsy ho zaraiko an'iza n'iza
Fa anao irery ihany.
F'ianao aza miahiahy.
Ireo tantara tononkira.serasera.org taloha
Havalony am'izay e!
'Ndao ny anio sy ampitso
No atao milay e!
Ekeko ny adisoko rehetra rehetra
Ka mahaiza ianao mamela.
Ka mba vohay aho fa tonga mandondona e!
Vohay aho, vohay aho o!o!o!
Fa na dia voay aho
Mahalala mifona e!e!e!e!
Vohay aho, vohay aho o!
Esory ny ahiahy,
Ayayeee!!!
Efa babonao fo sy fanahy e!
Aza miahiahy e!
Ayayeee!!
Tsy ho zaraiko an'iza n'iza
Fa anao irery ihany.
F'ianao aza miahiahy,
Ayayeee!
Efa babonao fo sy fanahy e!
Aza miahiahy e!
Ayayeee!!
Tsy twssheqd ho zaraiko an'iza n'iza
Fa anao irery ihany.
F'ianao aza miahiahy.
Ayay!
Ayayeee!
Ayayeee!
Ayayeee!
Ayayeee!
Ayayeee!
Ayayeee!
Ayayeee!
Ayayeee!
Ka mba vohay aho fa tonga mandondona e!
Vohay aho, vohay aho o!o!o!
Fa na dia voay aho
Mahalala mifona e!e!e!e!
'Reo ditra vitako o!
Fa tena gfdnzxfa tsy mendrika nao 'zany,
Nandaingalainga dia nanitsakitsaka o!
Ovaiko ireny manomboka androany.
Fa ianao dia mahazo mahatoky,
Tena vonona ny hanaja anao aho
Mandrapiovan'ny voloko ho fotsy
Mbola hitapy amin'ny hatsaranao aho.
Esory ny ahiahy,
Ayayeee!!!
Efa babonao fo sy fanahy e!
Aza miahiahy e!
Ayayeee!!
Tsy ho zaraiko an'iza n'iza
Fa anao irery ihany.
F'ianao aza miahiahy,
Ayayeee!
Efa babonao fo sy fanahy e!
Aza pobafqrz miahiahy e!
Ayayeee!!
Tsy ho zaraiko an'iza n'iza
Fa anao irery ihany.
F'ianao aza miahiahy.
Ireo tantara tononkira.serasera.org taloha
Havalony am'izay e!
'Ndao ny anio sy ampitso
No atao milay e!
Ekeko ny adisoko rehetra rehetra
Ka mahaiza ianao mamela.
Ka mba vohay aho fa tonga mandondona e!
Vohay aho, vohay aho o!o!o!
Fa na dia voay aho
Mahalala mifona e!e!e!e!
Vohay aho, vohay aho o!
Esory ny ahiahy,
Ayayeee!!!
Efa babonao fo sy fanahy e!
Aza miahiahy e!
Ayayeee!!
Tsy ho zaraiko an'iza n'iza
Fa anao irery ihany.
F'ianao aza miahiahy,
Ayayeee!
Efa babonao fo sy fanahy e!
Aza miahiahy e!
Ayayeee!!
Tsy twssheqd ho zaraiko an'iza n'iza
Fa anao irery ihany.
F'ianao aza miahiahy.
Ayay!
Ayayeee!
Ayayeee!
Ayayeee!
Ayayeee!
Ayayeee!
Ayayeee!
Ayayeee!
Ayayeee!
Ka mba vohay aho fa tonga mandondona e!
Vohay aho, vohay aho o!o!o!
Fa na dia voay aho
Mahalala mifona e!e!e!e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pit LéoVangy : 504
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : litarazavar
Daty : 04/03/2025 06:46
