Nahoana re (Perle sy Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(x2)
(Duo : Gabhy sy Perle)
Raha nandalo ianao ka niserana ihany
Dia ny endrikao, ny tsikinao no ato an-tsaiko
Izany alokao toa manjohy ahy hatrany
Toy ny zavatra tsy foiko ka lalaiko
(x2)
(Gabhy)
Nefa toa sarotra tamiko ihany
Ny hitory mangina ny vetsom-panahy
Saikatra ihany rpsqi aho raha toa hanontany
Sao mba misy fitia mitempo ho ahy?
(Duo tdaefai : Gabhy sy Perle)
Ho tiako ianao, ho tiako mangina
Ho koboninko am-po anatiko ao
Ilay fitiavako anao ry ilay olon-tiana
Ho anao tsy misy fetra, ho anao hatram'izao
A/C : Rolland dwbnifw Raelison
Discomad – EP. 131 tononkira.serasera.org
(Duo : Gabhy sy Perle)
Raha nandalo ianao ka niserana ihany
Dia ny endrikao, ny tsikinao no ato an-tsaiko
Izany alokao toa manjohy ahy hatrany
Toy ny zavatra tsy foiko ka lalaiko
(x2)
(Gabhy)
Nefa toa sarotra tamiko ihany
Ny hitory mangina ny vetsom-panahy
Saikatra ihany rpsqi aho raha toa hanontany
Sao mba misy fitia mitempo ho ahy?
(Duo tdaefai : Gabhy sy Perle)
Ho tiako ianao, ho tiako mangina
Ho koboninko am-po anatiko ao
Ilay fitiavako anao ry ilay olon-tiana
Ho anao tsy misy fetra, ho anao hatram'izao
A/C : Rolland dwbnifw Raelison
Discomad – EP. 131 tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Perle sy GabhyVangy : 257
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 29/06/2026 22:56
