Nahoana re (Perle sy Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(x2)
(Duo : Gabhy tononkira.serasera.org sy Perle)
Raha nandalo ianao ka niserana ihany
Dia ny endrikao, ny tsikinao no ato an-tsaiko
Izany alokao toa manjohy ahy hatrany
Toy ny zavatra tsy foiko ka lalaiko
(x2)
(Gabhy)
Nefa toa sarotra tamiko ihany
Ny hitory mangina ny vetsom-panahy
Saikatra ihany aho raha toa hanontany
Sao mba misy fitia cgzewsj mitempo ho ahy?
(Duo : Gabhy sy bukfxdu Perle)
Ho tiako ianao, gons ho tiako mangina
Ho koboninko am-po anatiko ao
Ilay fitiavako anao ry ilay olon-tiana
Ho anao tsy misy fetra, ho anao hatram'izao
A/C : Rolland Raelison
Discomad – EP. 131
(Duo : Gabhy tononkira.serasera.org sy Perle)
Raha nandalo ianao ka niserana ihany
Dia ny endrikao, ny tsikinao no ato an-tsaiko
Izany alokao toa manjohy ahy hatrany
Toy ny zavatra tsy foiko ka lalaiko
(x2)
(Gabhy)
Nefa toa sarotra tamiko ihany
Ny hitory mangina ny vetsom-panahy
Saikatra ihany aho raha toa hanontany
Sao mba misy fitia cgzewsj mitempo ho ahy?
(Duo : Gabhy sy bukfxdu Perle)
Ho tiako ianao, gons ho tiako mangina
Ho koboninko am-po anatiko ao
Ilay fitiavako anao ry ilay olon-tiana
Ho anao tsy misy fetra, ho anao hatram'izao
A/C : Rolland Raelison
Discomad – EP. 131
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Perle sy GabhyHits : 25
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 29/06/2026 22:56
