FITSAPANA (Parson Jacques)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho tononkira.serasera.org any ianao, hahita ilay namako iray
Mihaona, miaraka hitafa indray
Hevero fa izaho ilay ianao eo
Raha tsapany fa nifankatia izahay!
Mbola manantena dcjwaf hihaona indray
Angamba tsy ho azom-pandrika
Fiverenana:
Ho fitsapana, no fisedrana
Tena mbola tia be tokoa
Mahatsiaro ianao
Mbola inoako, tsy hiova ny foko
Mbola tena tia be tokoa
Mahatsiaro ianao
Raha mba izaho no tamin'ny toerana jujcy misy anao
Izy no hitako anoloako eo
Angamba niahiahy foana hatreo
Aoka hanonofy aloha ny anio
Fa fqvav ny ampitso ankamantatra
Ny ho marina sy izay ho diso
Tsy fantatra?!
Fiverenana:
Ho fitsapana, no fisedrana
Tena mbola tia be tokoa
Mahatsiaro ianao
Mbola inoako (Mbola inoako), tsy hiova ny foko
Mbola tena tia be tokoa
Mahatsiaro ianao
Mihaona, miaraka hitafa indray
Hevero fa izaho ilay ianao eo
Raha tsapany fa nifankatia izahay!
Mbola manantena dcjwaf hihaona indray
Angamba tsy ho azom-pandrika
Fiverenana:
Ho fitsapana, no fisedrana
Tena mbola tia be tokoa
Mahatsiaro ianao
Mbola inoako, tsy hiova ny foko
Mbola tena tia be tokoa
Mahatsiaro ianao
Raha mba izaho no tamin'ny toerana jujcy misy anao
Izy no hitako anoloako eo
Angamba niahiahy foana hatreo
Aoka hanonofy aloha ny anio
Fa fqvav ny ampitso ankamantatra
Ny ho marina sy izay ho diso
Tsy fantatra?!
Fiverenana:
Ho fitsapana, no fisedrana
Tena mbola tia be tokoa
Mahatsiaro ianao
Mbola inoako (Mbola inoako), tsy hiova ny foko
Mbola tena tia be tokoa
Mahatsiaro ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Parson JacquesVangy : 2723
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : fioty
Daty : 19/01/2017 06:28
