miandry (Parson Jacques)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIANDRY
Ry masoandro
Mba mijery ve ianao
Sa tsy anjaran’izay resy
No mitazana anao
Ry masoandro
Mbola misy ve ianao
Sa tsy anjaran’izay ory
No maka hafanana aminao
Zay mba kely azony andrandraina
Miandry izay ho anjarany
Izay taratrao no hery sy fananany
Izy matoky ka vqosuf tsy kivy
Manam-pinoana
Fa handray ny hasambarana
Miandry tononkira.serasera.org anao
Ry masoandro
Izaho mbola manantena
Lay tandrify zay omenao
Mba tomory ka jereo
Ry masoandro
Reo zay kely sy onena
Miandry lava pphcmnho ny hazavana
Ianao no famonjena
Isanandro fhbknkmi mbola mino foana
Ry masoandro
Mba mijery ve ianao
Sa tsy anjaran’izay resy
No mitazana anao
Ry masoandro
Mbola misy ve ianao
Sa tsy anjaran’izay ory
No maka hafanana aminao
Zay mba kely azony andrandraina
Miandry izay ho anjarany
Izay taratrao no hery sy fananany
Izy matoky ka vqosuf tsy kivy
Manam-pinoana
Fa handray ny hasambarana
Miandry tononkira.serasera.org anao
Ry masoandro
Izaho mbola manantena
Lay tandrify zay omenao
Mba tomory ka jereo
Ry masoandro
Reo zay kely sy onena
Miandry lava pphcmnho ny hazavana
Ianao no famonjena
Isanandro fhbknkmi mbola mino foana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Parson JacquesVisites : 3341
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mimi
Date : 12/11/2004 07:43
